-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’i Bongolava iray manontolo, nitafa sy nihaino ny hetahetam-bahoaka tany amin’ny faritra Amoron’i Mania sy Matsiatra Ambony, ny kandidàn’ny Hery vaovao...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
“Ny fifidianana no hamahana ny krizy. Na betsaka aza ny sakantsakana, tsy hahasakana antsika tsy hiroso any amin’ny fanovana izany”, hoy ny kandidà Andrianainarivelo...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Niseholany ny hetsika sy korontana etsy sy eroa tato ho ato. Vao tsy ela ny tranga niseho tany Nosy Be tamin’ny fitsaram-bahoaka sy ny fitakin’ny mpianatra eny amin’ny...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
"Ny tany tan-dalàna sy ny fanjakana tsara tantana, raha tiana handeha ny fampandrosoana." Izay no laharam-pahamehana amin’ny kandidà voalohany, Ravalisaona...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Nitohy ny fampielezan-kevitra na eo aza ny fahoriana noho ny fahalasanan’i Bebe Razay. Tetsy Antanikatsaka Itaosy sy Ambohidratrimo indray ny kandidà ny Dr Robinson Jean –...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Tafiditra an-trano nanomboka omaly hariva ny vahoaka nipetraka tamin’ireo trano 200 tafo latsaka, noroahin’ny vadintany tamin’ny toeram-ponenany, efa tapa-bolana...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Tamin’ny alalan’ny diabem-pihavanana no nandraisan’ny mponina tao Antsohihy ny kandidà Ratsiraka Roland ny sabotsy teo.
Tsy nisy ny mpanakanto izay niara-dia...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
«Nitsidika distrika maro aho hatramin’ny fiandohan’ny fampielezan-kevitra fa niavaka kosa ny fandraisan’ny eto Ambositra ahy, satria raha izao fandraisana sy toerana...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Les deux journées d’informations dédiées à l’orientation des étudiants après le baccalauréat ont été...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Élections futures : sensibilisation sur les problématiques liées aux libertés publiques
Dans le cadre de la tenue des élections futures, un atelier...