-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy hanaiky lembenana ny frantsay fa hanokatra fanadihadiana mahakasika ny famonoana ireo terataniny mirahalahy ny alakamisy lasa teo tany Nosy Be. Tsy maintsy miara-miasa sy mahazo alalana...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy mifidy lasibatra intsony ny jiolahy ankehitriny. Tany amin’ny tranon’ny minisitry ny polisy teo aloha, Amady Augustin izy ireo no nanafika, omaly vao maraimbe.
Namantana...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Voatery hahemotra amin’ny asabotsy 19 oktobra indray ny fifidianana eo anivon’ny seksiona Antananarivo Renivohitra, taranja handball. Noho ny tsy fahatongavan’ny...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Ny ekipazy nisy an’i Mathieu sy Laurent, avy amin’ny klioba Asacm, nitondra ny fiara Mitsubishi Evo IX, no nandrombaka ny voalohany teo amin’ny rallye Sicam Orange, izay...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena malagasin’ny taranja tsipy kanetibe, izay niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany.
Samy tsy nisy tafavoaka na ny ekipa olo...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Maro nanoina ny hetsika tolo-tanana ho an-dRailola, ho fitsaboana ny aretina homamiadana mahazo azy. Na tao amin’ ny CCEsca Antanimena, omaly na ny teny amin’ny SK Melodie...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Ben’ny tanàna iray, ao Bobasakoa, distrikan’Ambilobe no nosamborina noho ny halatra vy, ny faran’ny herinandro lasa teo. nisy namany telo hafa voarohirohy ihany koa....
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Nisongadina nandritra ny «Salon de l’auto» teny amin’ny CCI Ivato nandritra ny faran’ny herinandro teo ny banky BNI–Madagascar. Vonona ny hanampy hatrany...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Tafiditra ao anatin’ny laharana akaiky indrindra i Madagasikara amin’ny mety hitrangan’ny loza vokatry fiovan’ny toetr’andro. 25 % amin’ny Malagasy no...
-
Lundi 07 octobre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fanadihadiana fototry ny aretina mahazo ny ala kininina maro eto an-toerana.
Anisan’ny nandalovan’ny mpikaroka ao amin’ny Institut malgache de recherches...