-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Nitohy tany Andapa sy Vohémar ary Mananara Avaratra indray ny dian’ny kandidàn’ny ankolafy Ravalomanana sy ny Avana, Robinson Jean-Louis, omaly.
“ Vita...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Tapa-bolana sisa dia hifarana ny fampielezan-kevitra. Mby aiza ny fampianarana ny fampiasana biletà tokana? Ahina hampisy disadisa raha tsy ampy izany...
Mora sa...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Toute une foule a accueilli le candidat du Malagasy miara-miainga (MMM), hier à Mananara Nord et à Fenoarivo Atsinanana.
A l’aéroport comme dans les endroits...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Am-periny sady manomboka hiditra amin’ny kihon-dàlana farany ny fotoam-pampielezan-kevitra, ankehitriny.
Tsapan’ny rehetra fa miha-mafy hatrany ny fifaninanana...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Ho hatsaraina ny fiaraha-miasan’ny zandarimariam-pirenena malagasy sy ny fanjakana indiana.
Nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy ny komandin’ny...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Miharatsy tanteraka ary mihamarefo mihitsy aza ny lafiny ara-pandriam-pahalemana any atsimo. Miverimberina ny fanafihan-dahalo mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika sady manao andiany...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Miditra amin’ny herinandro fahatelo ao anatin’ny fampielezan-kevitra ireo kandidà miisa 33 amin’izao, mbola misy kandidà miisa 10 anefa, tsy mbola niroso...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
La rentrée scolaire a coïncidé fortement avec le summum de la crise qui a frappé le pays depuis quelques années, obligeant les parents...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Tafiditry ny kere i Madagasikara, araka ny fanambarana miaraka nataon’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana miadidy ny sakafo sy ny fambolena (Fao) sy ny fandharan’asa...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
4 millions de ruraux (28% des ménages ruraux) sont touchés par l’insécurité alimentaire dans 20 régions de l’île.
Aussi, La...