-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Ny lalaon’ny GNBC sy ny Ascut no hanokatra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, fihodinana faharoa, eo amin’ny basikety N1A lahy sy vavy. Samy hiady lohany ny ekipa...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Notokanana omaly, ny trano vaovao iasan’ny Centre de ressources des arts actuels de Madagascar (Craam), foibe miandraikitra ny fanangonana sy ny fitehirizana ny mombamomba ny zavakanto...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Sambany, hotontosaina eto amintsika ny «festival de films documentaires Alimenterre», raha efa fanimpitony izany, amin’ity taona ity, any Frantsa, Eoropa ary any...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Ahitana fivoarana maro ny foibe fampianarana mozika sy dihy (CNEMD), etsy Ampefiloha, raha ny fanazavana nandritra ny fidiran’ny taom-pianarana 2013-2014, ny asabotsy...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy lany aingam-panahy sy fikarohana ny mpanakanto malagasy. Izay indrindra no lalana iampitana mankany amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Anisan’ny efa nahasedra izany ary...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Tsara amin’ny ankapobeny ny fisondrotry ny harinkarena amin’ny faritra atsimon’i Afrika, ny taona 2013. 4,9 % ny salanisa, araka ny tatitra navoakan’ny Banky...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Manome hiaka vaovao hatrany ny mpikarakara ny « Salon de l’Habitat » amin’izao andiany faha-15 izao. Hasongadina ny rafitrano eto Antananarivo, izay manana lanja...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo Andriambavilanitra, nilatsa-kofidiana solombavambahoaka any Besalampy ny Princesse Asmina. Renim-pianakaviana efa mpikambana tao amin’ny kongresin’ny tetezamita...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
Handray anjara amin’ny fifidianana depiote ny Arema. Randrianarisoa Diamondra no kandidà atolotr’izy ireo ao Atsimondrano, amin’izao fifidianana izao, na tsy dia...
-
Jeudi 10 octobre 2013 à 00:00:00
"Ny fanohananay ny Dr Robinson Jean-Louis dia tsy hafa fa tohin’ny fitakianay ny fialan’ireo mpitondra ny tetezamita hatramin’izay, nambaranay fa mampanjaka ny tsy...