-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Dihy anisan’ny mahasarika olona maro ankehitriny ny zumba satria ankoatra ny maha fialamboly azy, fanatanjahantena sy manala ny vesatra mahazo ny saina ihany koa izy.
Raha teto...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Efa hatry ny ela no nisy ny fifanakalozan-javakanto taty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina,
hany ka matetika no lasa kolontsaina iombonana izany eo amin’ny sehatra...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Natao tao amin'ny Cfama Antsirabe ny atrikasa mikasika ny tetikasa Moeth, ny 7 hatramin’ny 11 oktobra teo.
Tetikasa miompana amin’ny fomba fambolena vary an-tanety amin’ny...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Mbola iarahan’ny mpikambana amin’ny governemanta midinika ankehitriny ny momba ny fitandroana ny filaminana amin’ny fifidianana. Efa nivoaka ihany koa ilay vola 7 miliara,...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Vonon-kitondra firenena ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga (MMM), Andrianainarivelo Hajo.
Noporofoiny tamin’ny famaliana ireo fanontaniana nalefan’ny Sehatra...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Ilafy, Manjakandriana, hatrany Fianarantsoa indray no nitodian’ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Vital Albert Camille,
omaly. Tsy tody hatrany Nosy Varika, Ifanadiana, Ikongo,...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
« Hijery ny mangirifiry ny vahoaka ny kandidà Robinson… Mifankatia ny vahoaka malagasy ka hiara-kiasa isika hanangana firenena vanona ho an’ny taranaka fara aman-dimby...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Hanatanteraka fihaonambe amin’ireo kandidà miisa 33 anio maraina ireo mpanara-maso avy amin’ny Sadc.
Higadona eto Madagasikara anio ka hijanona hatramin’ny 29 oktobra...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Certes, il y a un adage bien connu qui dit « le hasard fait bien les choses », mais dans la vie politique à Madagascar, la réalité en est toute autre. En...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Ankona ihany ny mpandinika, hatry ny omaly, tamin’ny fahenoana ny tranga nahakasika ny foiben’ny fikambanana mpanohana kandidà tao an-drenivohitr’i Toamasina tao.Tsy...