-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Nisy nandrava ny foiben-toeran’ny “Hery Vaovao ho an’i Madagasikara” eto an-drenivohitr’i Toamasina, manolotra ny kandidà Hery Rajaonarimampianina
fidiana...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny andraikitra iantsorohan’ny mpiadidy ny fifidianana (AE) sy ny sefom-pokontany ny fizarana ny kara-pifidianana any amin’ny mpifidy.
Miasa tsy misy karama anefa izy...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Ankalazaina anio ny Andro eran-tany ho an’ny fanasan-tanana amin’ny savony. Hasongadina indrindra izany aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana izay tsy mbola manana fahazarana...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Mandray anjara amin’ny fampandrosoana amin’ny lafiny sosialy sy toekarena ny tetikasa Ambatovy.
Anisan’izany ny fanarenana ny tetezana antsoina hoe Befoza ao amin’ny...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny telo andro izay, rano maloto no tonga any an-tokantranon’ny mponin’Antananarivo. Miharatsy hatrany ny tolotry ny orinasa Jirama.
Mitaraina avokoa na ny eny 67...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny hiavaka mandritra ny Hetsika ho an’ny trano fonenana, Salon de l’habitat (SIH), andiany faha-15 amin’ity taona 2013 ity, ny lafiny fifandraisana sy...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Nanatanteraka atrikasa tetsy Andavamamba ny ofisim-pirenena miady amin’ny fifohana sigara (Ofnalat) niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra ireo hotely fandraisam-bahiny maromaro...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Haredona ny eny an-tsehatra ! Fampisehoana anisan’ny miavaka no hotontosaina etsy amin’ny Goethe-Zentrum (Cercle Germano-malagasy) tohatohabaton’Antaninarenina, ny asabotsy 19...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Nivoaka ankehitriny ny fanapahan-kevitry ny federasiona malagasin’ny volley. Ny GNVB no voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2013,
sokajy lehilahy. Niteraka resabe kosa ity...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja basikety,
sokajy N1A lahy sy...