-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Hiova kely tsy toy ny isan-taona. Homarihina ihany ny “THB – Oktoberfest” amin’ity, saingy tsy anatin’ny vaolana oktobra fa hahemotra kely ny 2 sy 3...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Taona 2008 ka hatramin’izao… Tsy mitsaha-mivelatra ny « Takalo Haingo ». Amin’ity andiany faha-6 ity, mpandray anjara dimy no haneho ny voka-pikarohany eo...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Hatreto, efa ny antsasa-manilan’ireo firenena 32 voatondro hiatrika ny “Mondial 2014”, hotanterahina any Brezila no efa nahazo ny tapakilany ary efa tafita...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Manomboka miditra ao anatin’ny dingana mangotraka ny fiadiana ny “Open BMOI – Air France”, taranja tenisy.
Ho fantatra amin’ity faran’ny herinandro ity...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Nankalazaina, omaly, 16 oktobra ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny sakafo (JMA). Maro ny olana ho an’i Madagasikara,
satria nitombo 4 tapitrisa ny Malagasy noana. Tsy ampy...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Nigadona, omaly, eto Madagasikara, indray i Joachim Chissano sy ny ekipany. Hanara-maso ny fiafaran’ny krizy amin’ny alalan’ny fifidianana no anton-dia, araka ny...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Mizaka ny tsy rariny hatrany ny kandidàn’ny Hiaraka isika, ny Jly Vital Camille, amin’izao fampielezan-kevitra izao.
Taorian’ny antsojay tsy namoahana ireo fiara 4x4,...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Fifidianana. Eny, fifaninanana izany, saingy mba tokony ho fifaninanana madio. Marina fa tsy tena nisy izany hatramin’izay, raha tarafina tamin’izay fifidianana maro efa nisy teto...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Lors de son passage à Paris, le premier ministre de la Transition, Jean-Omer Beriziky, a accordé un entretien à la Radio France internationale (RFI). Il a...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Les candidats font campagne à un rythme effréné infernal, mais en même temps, les incidents et les intimidations se multiplient également. Certains candidats...