-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Kandida efa vita sedra tamin’ny karazam-pifidianana ny kandida Roland Ratsiraka. Efa olom-boafidy Solombavam-bahoaka izy
ary taorian’izany dia mbola lany Ben’ny...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
« Asan’ny governemantan’ny tetezamita, araka ny andinin-dalàna fahavalo ao amin’ny fifidianana, ny mametraka ny fepetra rehetra hahafaha-manao ny fifidianana...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Le candidat à la présidentielle du parti Mouvement pour la démocratie à Madagascar (MDM) Pierrot Rajaonarivelo a poursuivi hier sa campagne électorale dans...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra 315 ao amin’ny sekoly FJKM Tsitohaina eny Ambohijanahary Antehiroka, omaly,
Andriantsitohaina Charles mivady. Kahie, penina,...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Natolotra ny fampanoavana, omaly, ny jiolahy iray mpanolana antsoina hoe Patrick, izay voadaroky ny tompon-trano notafihiny
ka notsaboina teny amin’ny HJRA nandritra ny iray volana. Ny...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Miaramila taloha iray indray no nahita faisana tamin’ny jiolahy, omaly alina teny Ambatolampy Tsimahafotsy. Nampijaliana avy eo norobaina ny entana nitentina 6 tapitrisa Ar tao aminy....
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
May Ambondrona ! Nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly teny Iavoloha ny karaman’ny sefom-pokontanty... Nomena toromarika, hampiantso fivoriana maika ny praiminisitra...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Nanomboka nadio ny ranon’ny Jirama tamin’ny faritra sasany teto an-drenivohitra, nanomboka, omaly, raha ny teny amin’ny faritra manodidina an’Amboditsiry, ohatra. Na izany...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Nitombo ! 22 tapitrisa dolara ny vola nokarohina hiadiana amin’ny andiam-balala, hampiasaina amin’izao andiany voalohany izao (2013-2014).
Nilaza, omaly, ny minisitry ny...
-
Jeudi 17 octobre 2013 à 00:00:00
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany an-drenivohitr’i Vakinankaratra, ny fifaninanana «Big boss d’Antsirabe», nokarakarain’ny Akademia miaramila sy ny...