-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
« S’afficher publiquement avec un candidat est interdit par la loi en vigueur pour le président de la transition »,
selon Honoré Rakotomanana, joint au...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Notontosaina, omaly tetsy Ambatonakanga, ny fametraham-pialan’ny minisitra, Ndahimananjara Johanita tsy ho minisitry ny Rano intsony. Nanapa-kevitra ny hilatsaka ho isan’ny kandida...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Vory lanona ny mponin’Ambohimanarina, indrindra ny tao amin’ny fokontany Betafo sy Ambohimiadana, ny asabotsy teo,
nianatra momba ny fandrahoan-tsakafo ara-pahasalamana....
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Tamin’ireo vehivavy efatra saika hiondrana any Koweit, izay tratran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny alakamisy lasa teo, iray no manaraka...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Nanolotra zavamaneno isan-karazany, azo entina mandehandeha ho an’ny FJKM Andrainarivo ny Antoko mpihira Antsan’ny mamatonalina,
na ny Amam. Izay no tsangambato lehibe...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
I Mandraka sy ny manodidina azy no nitodihan’ny tsidi-bohitra an-tongotra, fanaon’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) indroa isam-bolana, ny asabotsy teo. Ity no...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
« Habaka Ankisôma », hetsika lehibe iray fanakatonan’ny kaompania Rary ny hetsika rehetra fanao ao anatin’ny taona iray.
Ny 15 ka hatramin’ny 23 novambra...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
3FB, hifandona amin’ny Cosfa, andaniny, ary TFMA, (Boaikely Manohitra) hifampitana amin’ny IRC, ankilany. Ireo no fandaharan-dalaon’ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny ho...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny efa fantatra, mampiofana eto Madagasikara ilay manampahaizan’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba Monde),
ilay teratany Serba, Miodrag Marjanovic. Fiofanana...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy nahazo na dia medaly iray aza i Madagasikara tamin’ilay fifaninanana “African Judo Open of Mauritius”.
Avo lenta ny fifaninanana ka sahirana ireo mpikatroka telo...