-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Toute ressemblance avec des personnages ou des faits existants ou ayant existé ne peut que fortuite et le fruit du hasard
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Nous sommes actuellement dans la période d’intersaison durant laquelle les conditions météorologiques ne sont pas stables. Cela provoque différentes affections...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Hifandramatra ihany ny mponina mipetraka amin’ny faritra manamorona ny fefiloha amin’ny lakandranon’ny Apipa eny Isoavimasoandro-Antananarivo V,
raha mitohy ny gaboraraka...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy fihinanana « composé » tahaka ny faheno teto an-drenivohitra sy ny manodidina no nitarika faharariana sy fahafatesana tany amin’ny faritra atsinanan’ny...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Nanao hetsika fitakiana ny zony ho mpampianatra mpiasam-panjakana, omaly, ireo mpampianatra nivoaka tamin’ny INFP, ivon-toeram-pirenena fiofanana ara-pedagojika.
Mahatratra 3.910 ireo...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Après le démarrage du Prosperer plus (Programme de soutien aux pôles des microentreprises rurales et aux économies régionales)
sur financement FIDA dans la...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Ny fampitahana ny lisitra ao anatin’ireo boky nampiasain’ny mpanisa mpifidy sy ny voasoratra ao anaty lisi-pifidianana no voalaza fa hiaingan’ny fanamboarana, taorian’ny...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Ady iray tsy ho tsinontsinoavin’ny antoko politika ny fifidianana solombavambahoaka ny 20 desambra ho avy izao. Ny fananana ny maro an’isa eo anivon’ny antenimieram-pirenena no...
-
Mardi 12 novembre 2013 à 00:00:00
Nifarana teny Ambohipo, omaly, ny filankevi-pirenen’ny Ray aman-dreny ara-drazana avy amin’ny lafivalon’ny Nosy.
Nifantoka tamin’ny fomba hahamarim-pototra ny...