-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Le Président de la Transition est la cible des fortes critiques de la part de la mouvance Ravalomanana.
Celle-ci a réagi à l’interview accordée par Andry...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nahitsy ! Hentitra ny fanehoan-kevitry ny mpikambana ao amin’ny filankevitry ny Tetezamita (CT), Randrianasolo Nicolas, manoloana ny zava-misy samihafa ankehitriny amin’izao...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Tonga tany Antsirabe ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny ati-tany, Rakotonarivo Thierry, namaha ny olana eo amin’ny filohan’ny delegasiona manokana, Razafindrainony...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Hofaranana amin’ny 5 desambra ho avy izao ny lisitry ny mpifidy hampiasaina amin’ny fifidianana filoham-pirenena, fihodinana faharoa, miaraka amin’ny fifidianana...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
En raison de l’incertitude de l’avenir politique à Madagascar, les investissements privés dans le pays ont connu une chute importante ces dernières...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nanaiky sy nanamafy ny fisian’ny mpanao hosoka amin’ny fifidianana ny minisitry ny Atitany sady minisitry ny Fitsarana, Rakotoarisoa Florent, omaly
. Tsy miandry fitoriana na...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nolanina teo anivon’ny CST, omaly, ny lalàna fahazoana mivarotra « éthanol », alikaola avy amin’ny fary hahafahana mamokatra angovo, toy ny gazy....
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nisokatra, omaly ary hitohy anio etsy Nanisana, ny atrikasa nasionalin'ireo vondron'olona ifotony miaro ny tontolo iainana. Nampahafantarina tamin'izany ny paikady nentin'ireo fokonolona any...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola mahavantana ny Malagasy ny mitily ny aretina diabeta ahafantarany na mitondra na tsia izany izy, mandritra ny fizaham-pahasalamana. Matetika, rehefa teren’ny mpitsabo manao ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Amin’izao fotoana mahamaina ny andro izao, sarotra vao mahazo rano ny fokontany Ambodivona Ambohimanarina. Nandritra ny roa andro, nilaharam be ny paompin-drano tokana,
hany mandeha ka...