-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Les membres du Conseil supérieur de la transition (CST) ont reçu hier au palais d’Anosikely les membres du gouvernement pour l’habituelle séance de...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Mbola tany amin’ny ambaratonga voalohany (T.5) dia efa nanoratra i Lalah. Ankehitriny, manohy ny fianarany any ampitan-dranomasina ny Dr Razanamandimby Lalaina Raymonde no nanapa-kevitra ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Tontosaina mandritra ny « Salon international de l’habitat » andiany faha-15, eny amin’ny Parc des expositions Forello Expo eny Tanjombato, ny « Biennale des arts de...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
“12th child rhapsody”. Anarana nampisaloran’i Dozzy Njava ny rakikirany voalohany io. Tsy nataotao foana izany fa namintinany ny tantarany sy ny mozikany mihitsy. Tsy natao...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanamarihan’ny fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima) ny faha-50 taona nijoroany. « Mahatsiaro fivelarana izahay tao anatin’izay 50 taona izay...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Malaza amin’ny doro tanety sy ny voka-dratsy aterany ny faritra Ankazobe hatramin’izay. Ankehitriny, hihatsara ny lazany noho ny ezaka lehibe fikajiana ny tontolo iainana...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Raikitra ny ady. Hanomboka anio hatramin’ny alahady 17 novambra izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja kick-boxing. Hiverina eto Antananarivo ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Handeha hamonjy ny fivoriamben’ny federasiona iraisam-pirenen’ny rugby (IRB), any Dublin, ny filohan’ny federasiona malagasy, Rakotomalala Marcel. Hamelabelatra ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Mazava. Ny GNVB (Vakinankaratra) sy ny AS Tiavo (Matsiatra Ambony) ny eo amin’ny lehilahy ary ny Stef’Auto (Atsinanana) ny eo amin’ny vehivavy. Ireo ekipa telo ireo no hiaro ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Tout s’achète dans les hôpitaux publics de la capitale. Du coton, du sérum, de l’eau chaude, le lit pour le malade… aucun service n’est...