-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Navoaka tamin’ny fomba ôfisialy ny fiandohan’ny volana teo tao amin’ny Akany Fanantenana Au Petite Eden, Ambositra ireo kilonga 50 mianadahy niofana momba ny asa...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Hanetriketrika ny lanonana etsy amin’ny FJKM Rasalama Martiora anio. Hotokanana ny akany vaovao, tsangambaton’ny faha-145 taonan’ny fiangonana. Hanomboka amin’ny 9 ora sy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Jirama, Randrianarisoa Feno, nahomby ny ranon’orana tsy voajanahary narotsaka. Tsiahivina fa ny alahady...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny lalàna, tsy azo hifohana sigara intsony ny toeram-piasana rehetra. Hahazo « circulaire » fampahafantarana ny fampiharana ny didim-pitondrana vaovao ny toeram-piasana...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Azo tsaboina amin’ny fihinanana « spiruline » ny aretina diabeta ho an’ireo efa voany, ary arovana kosa ny sarakaty mpamokatra ny « insuline » ho an’ireo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka tamin’ity herinandro ity, natao tetsy amin’ny CEG 67, ha ny fanentanana momba ny ady amin’ny aretina hepatite B. Ankizivavy 500 ao amin’ny kilasy 6 ème ka...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Ho fanitarana ny tontolon’ny kanto, nanokatra ny trano fisakafoana sy fialamboly Art’Sakafo eny Mandrosoa Ivato i Voahirana,
izay fantatra eo amin’ny sehatry ny hira....
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Ho fitsinjovana ny mponina ankehitriny sy ny taranaka fara aman-dimby ary hampahafantarina ny harena voajanahary misy eto amintsika. Omena hasina sy lanja hatrany ny vondron’olona...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Alutech, orinasa malagasy 100 % mpanamboatra fitaovana ho an’ny taotrano vita amin’ny aluminium. Mandray anjara amin’ny « Salon de l’habitat » eny...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Natao ny 13 sy 14 novambra teo tany Tsiroanomandidy ny atrikasa fanomanana ny Tetikasa fitantanana maharitra ny tany any amin’ny faritra afovoany andrefan’i Madagasikara, ao...