-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Niitatra ihany ny voina nentin’ny fihinanana antsantsa nahafaty olona tany amin’ny faritra Analanjirofo.
Noraisin’ny mpiray monina tao an-tanàna ho nanapoizina azy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Mikorapaka ny ao Ambohitsorohitra, raha ny vaovao hita tao amin’ny tranonkala iray akaiky ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Raha ny voalaza ao mantsy
, toa nampivory ireo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina, omaly, ny fanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ ny sekoly ambony Sekolah Tinggi Seni Indonesia (STSI) mampianatra ny kolontsaina indonezianina sy ny Cnemd, sekoly...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny ampahefa-dalana, ny alahady 17 novambra, ny «Tournoi Firaisankina», taranja baolina kitra, ho an’ireo tanoran’ny boriboritany faha-5. Lalao hatao eo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Aiza ny kolontsaina malagasy ? « Ilain’ny firenena ny toerana tahaka itony hanehoana ny firaisan’ny fahasamihafana eo amin’ny Malagasy, eo amin’ny kolontsaina...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Miteraka resabe ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra, amin’izao fotoana izao, ny olana misy eo amin’ny FC Vakinankaratra. Noravain’ny lehiben’ny faritra any an-toerana...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Tsara aloha ny vokatra ho an’i Randy sy Andritoavina, teo amin’ny andro voalohany amin’ny «Masters U-14», taranja tenisy, tanterahina any Tonizia. Samy nivoaka...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Selon les explications du ministre des Finances et du budget hier face aux CST, les détournements de deniers publics se chiffrent à 354 millions d’ariary...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Dans le cadre de la tenue des élections jumelées du 20 décembre 2013, la Commission électorale nationale indépendante pour la transition (Cenit) est actuellement...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Pour cette année, le Père Noël a apporté dans sa hotte toute une ribambelle de hausses !