-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
250.000 ora ! Io no fitambaran’ny ora efa niasana nanarenan’ny tetikasa Ambatovy ny Bazaribe ao Toamasina.
Fotoana tsy nahitana loza na iray aza, ary mitohy ny asa sady...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Le lancement de procédure d’appel d’offres international sur l’exploitation des blocs pétroliers à Madagascar devrait débuter l’année...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma teo, ireo mpianatra kabary teny Anosivavaka Ambohimanarina. 33 mianadahy izy ireo, mahafehy tanteraka ity kolontsaina malagasy ity.
Niarahana...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Vehivavy iray voaheloka 20 taona asa an-terivozona, raha figadrana mandra-pahafatiny kosa no nahazo ireo roa lahy namany.
Io no didy navoakan’ny fitsarana, omaly, nandritra ny...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Raha ny filazan’ny mpahay toetr’andro etsy Ampandrianomby, hikija hatrany ny orana amin’ity herinandro ity. Mila miomana, araka izany, ny rehetra rehefa hivoaka ny...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy teny Paraky ny lehilahy iray antsoina hoe Rambo, mpanao fanafihana mitam-piadiana eny Namontana sy Ankadimbahoaka iny. Voalaza fa nandray anjara tamin’ny karazana...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Notontosaina ny zoma 22 novambra teo teny amin’ny Ivon-gazety eny Antsakaviro ny famoahana ireo secrétaires de rédactions (SR) 10 mianadahy nanaraka fiofanana andiany...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Ny praiminisitra Beriziky, araka ny fanasana, no ho solontenan’i Madagasikara amin’ny fihaonana an-tampony eo amin’i Frantsa sy Afrika, ny fiandohan’ny volana desambra...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy manampy ireo vehivavy iharan’ny herisetra ny zo hisintaka, araka ny lalàna misy eto amintsika.
Any amin’ny ray aman-dreny na ny olona mahatoky no afaka misintaka ireo...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Manana lalàna mifehy ny herisetra atao amin’ny zazavavy sy ny vehivavy isika eto Madagasikara, nefa vitsy ihany ny olona manao izany no iharany.
Tsy sahy mitondra ny raharaha eny...