-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Tsara ho fantatry ny rehetra ny olana amin’ny fananan-tany. Isan’ny voalohany amin’izany ny fahanteran’ny bokin-tany, ary maro amin’izy ireny koa no rovitra.
Io...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
“Raha mandroso ny fitaterana, mandroso ny firenena. Asa sarotra kanefa mila fitiavana, fandavan-tena, faharetana izy ity”, hoy ny filohan’ny koperativa Kofimanga,
Robson...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo mpilalao badminton, misongadina sy manana ny fahaiza-manaony amin’izao fotoana izao, any Frantsa, ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay, Ramanana Rahary...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Malaza ny “fitness”, “aerobic”, “zumba”, sns. Ny fampiarahana ny fanatanjahantena sy ny mozika no tena itovian’izy ireny. Nanao fikarohana manokana,...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Mpanazatra baolina kitra, anisan’ny manana ny lazany ary nitondra avo ny lazan’ireo klioba, toa ny AS Adema sy ny FC BFV sy ny FC Vakinankaratra,
Andrianjoelison Nirina (Raniry)....
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fanadihadiana sy ny tranga samihafa teto amin’ny firenena, namolavola vinavinana sata ifampitondran’ny Malagasy rehetra na « code de valeur culturelle » ny...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Nifarana ny alahady lasa teo ihany koa, tao amin’ny kianja New Geoge V stadium, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Maorisy, taranja baolina kitra (MFA Cup), ho an’ny...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny hetsika « Gasy Bulles », sambany no tafaraka marobe indray ny mpiangaly tantara an-tsary.
Amin’ny alalan’izay fiarahan’izy 20 mianadahy izay no...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Il a été connu depuis un mois que Madagascar sera présente lors du sommet France-Afrique sur la défense dans le continent, les 7 et 8 décembre prochains à...
-
Mardi 26 novembre 2013 à 00:00:00
Amin’izao fiandohan’ny tena fahavaratra izao, tsy mbola fahita teto Madagasikara ny vidim-bary mihoatra ny 2.000 Ar raha tsy tamin’ity vanim-potoana...