-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Voatery tsy maintsy ho tapahina ny tongotr’ilay ankizivavikely iray voatifitry ny jiolahy teo amin’ny tongony, omaly antoandro teny Anosizato.
Telo lahy ireo jiolahy...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Hivoaka amin’ny fanginany ny FFKM ka hanao fanambarana ny zoma izao. Tombanana fa anisan’ny havoitran’izy ireo ny tohin’ny fampihavanana. Mialoha izany,
nanomboka...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Sarotra ny raharaha sy ny safidy politika ao amin’ny fikambanana « Hiaraka isika ». Raha nivory, omaly,
ireo mpandrindra isam-paritra sy mpikambana ifotony avy amin’io...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Voataizan’ny “Mafana”. Nanome lesona ireo milaza azy ho kandidà depiote Raveloson Constant avy amin’ny antoko MFM.
“Manahirana amin’ny fifidianana...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Efa mandeha ny fihoaram-pefy sy ny tsy fanarahan-dalàna, mialoha ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa sy ny fifidianana depiote....
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Na tratry ny antsojay aza, miarina ihany. Izany koa no toe-tsaina entin’ny kandidà ho depioten’ny GTTR/Madagasikara, Rakotonirina Doda Arison ao amin’ny boriborintany III...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Kandidà solombavambahoaka miisa 80, avy amin’ny antoko politika mifangaro: MTS, Ame, FFF, Arema, MDM, tsy miankina, Malagasy miara-miainga, PNJ Mazava, Hiaraka isika... Mikambana ao...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
A quelques jours de l’ouverture officielle de la campagne électorale pour le scrutin présidentiel du 20 décembre prochain,
les réunions se succèdent...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Certes, chacun a ses vices et il incombe à celui qui veut encore bénéficier du respect de ses pairs au sein de la société de les cacher autant que faire se peut...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Une campagne mouvementée. Les déclarations de soutien à l’endroit des finalistes de la présidentielle ne cessent d’affluer alors que la campagne...