-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Mazava. Voahaja ny lôjika teo amin’ny fifaninanana “Ringer Score 2013”, taranja golf, sokajy lahy sy vavy. Fifaninanana notanterahina nandritra ny volana maromaro, teny...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Nahatsapa ireo mpilalao fahiny avy any Mahajanga fa tena mikororoso fahana ny baolina kitra any amin’iny faritr’i Boeny iny ankehitriny. Noho izany, nandray fanapahan-kevitra izy ireo...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fanginany ny federasiona malagasin’ny kung-fu, mikasika ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena,
amin’izao fotoana izao. Hisy fanavaozana...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Lammy, ilay naman’ny rehetra…Notakariny tamin’izay ny anarana maha mpanakanto azy, na dia nohaingoana aza ny fomba fanoratra. Miezaka hatrany ny hanaja izay kosa Randrianarivelo...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Nahazoana akony maro tamin’ny mpihaino ny nandefasana ny tantara « Ilay lovan’i Dada », tao amin’ny radiom-pirenena malagasy (RNM),
tamin’ny...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Hodinihina eny amin’ny filankevitry ny Tetezamita rahampitso ny fandaniana ny tolo-dalàna laharana 005/2012 mikasika ny fanomezan-kasina ny mpampianatra eo anivon’ny...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Isaky ny fotoam-pahavaratra, miaina ao anaty rano maloto ny faritra iva. Tsy mbola hita hatreto ny vahaolana na efa an-taonany maro aza no niseho ny tranga. Vao nirotsaka roa andro ny orana...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny alatsinainy teo ary tsy hifarana raha tsy ny 29 novambra ho avy izao ny kongresy nasionalin’ny sendikan’ny mpandraharaha sy ny misahana ny teknika eo anivon’ireo...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Efa niasa nanomboka ny volana septambra lasa teo ny ivontoeran’ny serasera ho an’ny zon’ny ankizy (i-SERAZO) eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, izay...
-
Mercredi 27 novembre 2013 à 00:00:00
Mila tohana ireo tanora ao amin’ny boriborintany III, indrindra amin’ny sehatry ny fanatanjahantena. Nisongadina izany nandritra ny resaka nifanaovana tamin’ireo mpanao asa soa...