-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Mampidi-bola vahiny mivantana antsika ny mpizahatany mandeha amin’ny sambo vaventy ireny. Tsy misy fandraisana mahafapo ho azy ireo anefa ny tambin’izany, raha ny any Mahajanga sy...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Mafy ho an’ny tantsaha eny amin’ny distrikan’Atsimondrano ny orambe ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ny orana sy ny rivomahery, nahery vaika koa ny filatsahan’ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Nomarihin'ny mpikambana amin'ny Jeune chambre international (JCI) eto Toamasina ny faha-69 taonan'ny nioeranan' ity fikambanana iraisam-pirenena ity.
Notolorany sezabory miisa 30 sy seza ary...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Nijery manokana ireo fianakaviana niharam-boina teny Mandialaza Ankadifotsy, ny kandidà Dadou sy ireo mpiray lisitra aminy ao amin'ny boriborintany III, omaly.
Nitondra fankaherezana...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
"Avy any ivelany ny 70 % ny vola ampiasaintsika, tsy maintsy miaraka amin’ny any ivelany isika." Io no nambaran’ny kandidà Robinson Jean-Louis,
tamin’ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny fanamarihana ny tsingerintaona faha-64 taonan’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, nitondra fanazavana ny raharaham-pirenena ny tenany, omaly.
« Aoka tsy ho voafitaka...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Nitohy teto an-drenivohitra sy ny manodidina ny fampielezan-kevitry ny Vondron’olon-tsotra (Vot) amin’izao herinandro faharoa ho amin’ny fifidianana filoham-pirenena...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Selon nos sources, un plan serait concocté, soit pour faire capoter les élections, en manœuvrant pour que la population descende dans la rue, soit en sensibilisant la...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Selon un politicien récemment, André Rasolo pour ne pas le nommer, le verdict des urnes le 20 décembre prochain sera également le verdict pour le mouvement de...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy misy resaka afa-tsy fifidianana sy fampielezan-kevitra aloha izao no mitana ny sain’ny besinimaro. Tafiditra anatin’izay koa ny fahazarana hatramin’izay, indrindra...