-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Vokatry ny firongatry ny aretina pesta amin’ny distrika maromaro eto amintsika, manao hetsika fanadiovana avokoa ny distrika hafa mbola tsy nipoirany ho fisorohana.
Toy izany ny ao...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Nitombo isa indray ireo mpandala ny teny malagasy sy mahafehy ny kabary. Notontosaina ny alahady teo, teny amin’ny lycée teknika (LTP) eny Alarobia, ny famoahana amim-pomba ofisialy...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Hiverina eto Antananarivo ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja karaté rehefa avy nitety faritra maro. Ny 14 sy 15 desambra izao, etsy amin’ny lapan’ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola fantatra indray izay ho fihaonana manaraka. Rahampitso kosa no fiarahana farany homen’ny tarika Njila ho an’ireo mpankafy azy, amin’ity taona ity.
“Ny 14...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Ho fisarihana ny olona ary koa mba hanomezana lanja ny fanatanjahantena malagasy, mikarakara fifaninanana pikan-tsary ara-panatanjahantena ny fikambanana La Maison du sport miaraka amin’ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Tolotra manokana ho an’ny fety. Io indray no nomanin’ny Orange Madagascar ho an’ireo mpanjifany, amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy faran’ny taona izao....
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny “Masters 7” ny “Grand Tournoi” eo amin’ny taranja billard. Hotontosaina ny 14 – 22 desambra izany, izay karakarain’ny J Kil sy ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny indray andro manontolo, homen-danja ny kanto an-tanàn-dehibe. Hetsika hotontosaina etsy amin’ny Alliance Française Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 14...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Hanao asa fanadiovana ny faritra iva eto Antananarivo ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Vondrona eoropeanina. Hotontosaina anio ao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny...
-
Vendredi 13 décembre 2013 à 00:00:00
Any Afrika Atsimo, hatry ny afakomaly Rajoelina mivady nanotrona ny fanaovam-beloma farany an’i Mandela, araka ny fampitam-baovaon’ny fiadidiana ny Tetezamita.
Efa tara ihany...