-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Krismasy tokoa rahampitso. Krismasy : fahaterahana indray, fihavanana, fandriampahalemana, fiainam-baovao... Fankalazana ny nahaterahan’i Kristy, ilay Mpamonjy izao tontolo izao.
Eny,...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Nisahotaka sady niafara tamin’ny fijanonan’ny fiara taxi-be iray, mampitohy an’Anosiala sy Vasakosy, ny ady saritaka teo amin’ny mpandeha efatra mirahalahy, omaly maraina....
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray 30 taona voarohirohy ho nangalatra akoholahy mpiady no voasambotry ny fokonolona teny Ambohitrimanjaka, ny herinandro lasa teo. Naterin’ny fokonolona tany amin’ny...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Hita taratra amin’ny andavanandrom-piainan’ny mponina ny krizy niainana nandritra ny taona. Nihena ny isan’ny mpianatra niditra an-dakilasy noho ny fahasahiranana,
mbola tsy...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra! Izay no azo ilazana ny fatin’ity renim-pianakaviana (eo amin’ny sary) hita faty tao anaty fasika, omaly maraina tao Analamboanio Toamasina. Mangana ny vatany iray...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Tonga nanolotra fanampiana ho fiahina manokana ireo zokiolona tsy misy mpiahy intsony ny ambasadin’i Soisa, ny asabotsy teo. Vola mitentina 3,5 tapitrisa Ar no natolotr’izy ireo...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Saron’ny zandary tany Analapanda Sambava ny andramena efatra kamiao, ny asabotsy lasa teo. Nahatratra 449 ny isan’ireo bolabolana andramena tratra tamin’izany.
Nosamborina...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Nodimandry ny Pr Rakoto Ignace. Minisitry ny Fmpianarana ambaratonga ambony tamin’ny Repoblika II ny tenany ary nanana ny lazany tamin’ny famahana ny krizin’ny mpianatra...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Toy ny fanaony isan-taona, nandefa taratasy fiarahabana sy firarian-tsoa ho an’ny vahoaka malagasy, indrindra ny Kristianina hiatrika ny fetin’ny Noely, rahampitso indray ny Amiraly...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Nandresy ny "Ni... Ni... " tamin’ny firotsahan-kofidina
Adihevitra be teo amin’ny tontolo politika ny amin’ny hoe "Tsy... tsy" na "Ni... ni......