4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

News Mada Les actualités de Madagascar 2023

  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Tsy mora ny mampandeha ny asan’ny Tahirim-bolam-panjakana (TG) any Manakara noho ny fomba amam-panao any amin’iny faritra iny. Ohatra iray ny fanomezan-danja ireo “olobe”...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Tamin’ireo mpifaninana 50 niatrika ny fifaninanana “MiUb”, nahazo ny voalohany ny Ny Feokanto. Nampiavaka azy ny hira Noely klasika. Kanto avokoa… Saingy ny antoko...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Mandra-piandry ny fitsanganan’ny mozea manokana an-dRakoto Frah, manomana fampirantiana mahakasika azy sy ny tontolon’ny mozika nilomanosany ny taranany ao amin’ny tarika Rakoto...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Ny asabotsy 21 desambra teo tamin’ny 8 ora maraina, teny amin’ny kaominin’i Bongatsara, no nandorana ny CD hosoka nahatratra 50.000. Fandorana fanindroany nataon’ny...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Izay mitambatra vato. Izay misaraka fasika. Tafatsangana ny federasiona Mpikanto teny sy soratra (FMTS). Sehatra hivondronan’ireo fikambanana maromaro (10 mahery) mpikirakira sy...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Sady nandray ny « bulletin » milaza ny mari-pahazaina nandritra ny telo volana voalohany no naka ny kilalao nozarain’ny Association malagasy des ambassadeurs du Christ pour le...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Hovatsin’ny USAID vola ny tetikasan’ny tanora 20 mivoy hevitra sosialy vaovao. Haharitra telo taona ny fiaraha-miasa hanohanana mpandraharaha tanora mamorona vokatra hitondra...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Tsy mahasarika ny mpanjifa ny vorona fa mihahy amin’ny masoandro fotsiny, araka ny zava-misy eny an-tsena. Lafo loatra ny vidiny satria manodidina ny 60.000 Ar ny vorontsiloza, 50.000 Ar ny...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Anisan’ireo firenena mandray anjara hatrany amin’ny “Open de Paris” eo amin’ny taranja karate i Madagasikara. Mbola ho sarotra kosa, ny fandidina ho an’ny...
  • Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
    Manomboka mahazo laka ny taranja kick-boxing eto Madagasikara. Porofon’izany, notokanana ny alarobia 18 desambra teo ny dojo-n’ny klioba Cospn eto Analamanga. Mba...