-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Mbola marary Madagasikara raha ny fahasalamana no jerena tamin’ity taona ity.
31 no namoy ny ainy vokatry ny aretina pesta amin’ny distrika dimy, ny fako rahateo miparitaka eto...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Nambaran’ny mpampivelona ao amin’ny Hopitaly Atsimo fa nahatratra valo ny isan’ireo zaza teraka tao amin’ny “maternité” ka zazalahy ny enina...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Madiva hifarana sahady ny taona ary handray ny taom-baovao 2014 ny rehetra !
Betsaka ny faniriana ho an’io taona vao hitsidika io fa ny tena andrandrain’ny maro dia ny filaminana...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Niainga tamin’ny fanangonan-kevitra nataon’ny Sefip, eo anivon’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM),
marsa 2012, ny fampihavanana natomboky...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
"Aleo manao fampitahana ny fitanana an-tsoratra (PV), isaky ny biraom-pifidianana, mba hisorohana krizy." Izay ny fanehoan-kevitry ny mpampianatra sosiolojia politika sady...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy hipetra-potsiny intsony. Manoloana ny famoahana ny voka-pifidianana amin’izao fotoana izao, mitaky ny mangarahara amin’ny tokony hampitahana ny voka-pifidianana ny mpomba...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
« Voahitsakitsaka ny sori-dalana sy ny lalàm-pifidianana ». Izay no anisan’ny fanamarihan’ireo Vovonana S.O. C.L.E,
mpanara-maso fifidianana avy eto an-toerana,...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho feno tanteraka tsy ho ela ny voka-pifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa, mivoaka eny amin’ny Cenit. Birao fandatsaham-bato 4030 amin’ireo 20.001 sisa andrasana.
Mbola...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
La CES n’est pas prête à confronter tous les procès-verbaux issus des 20.001 bureaux de vote du pays.
Elle invoque la contrainte temps pour expliquer cette...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Après cinq années de crise, les élections censées rétablir la stabilité, la sécurité et ramener le pays à l’ordre...