-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Nisy ihany ny famatsiam-bola avy any ivelany, saingy tsy avy amin’ireo mahazatra avy any amin’ny firenena tandrefana. Nanampy betsaka ity fitondrana tetezamita ity ny Banky afrikanina...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
« Resaka mahabe loa-bary no betsaka amin’ny fitsikerana ny voka-pifidianana vao natao teo », araka ny hevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Leader Fanilo, Rabeharisoa...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho am-bava fotsiny sa tena hampiharina ? Samy nilaza fa hanao fampihavanana avokoa ireo kandidà ho filoham-pirenena niatrika ny fihodinana faharoa nandritra ny fampielezan-kevitra....
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny vokatra vonjimaika arahina avy eny amin’ny Cenit, ifantohan’ny mason’ny rehetra, indrindra ny mpanaraka vaovao politika ny hetsika eny amin’ny Fitsarana...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Mankaiza marina isika ity ? Be ny fanakianana ny tsy ara-dalàna hitan’ny Vovonana S.O.C.L.E., firaisamonina sivily nanara-maso ny fifidianana notohanan’ny Vondrona eoropeanina...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Nitarainan’ny mponina tany amin’ny distrikan’i Maintirano ny fandikan-dalàna an-karihary, niseho tamin’ireo birao fandatsaham-bato dimy amby efapolo amby zato, nisy...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho lasa disadisa hiafara amin’ny korontana politika na krizy indray ny aorian’ny fifidianana? Samy nilaza ny roa tonta mpifanandrina amin’ny fifidianana filoham-pirenena fa...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo distrika efa nahafeno ny vokatra ho an’ny fifidianana depiote, natao ny 20 desambra teo ny any Andramasina.
Mbola mitarika amin’ireo kandidà 12 mianadahy,...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho tena sahy hampihavana ve ireo kandidà roa ho filoham-pirenena ? Samy nitanisa izany ny roa tonta nandritra ny fampielezan-kevitra.
« Tokony hataon’izay lany eo hatrany...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Voafidy nandray anjara tamin’ilay fandaharanasam-pitarihana ho an’ny mpivahiny iraisam-pirenena mankany Etazonia (IVLP), miompana amin`ny fandraharahana sy ny fitarihana Andriamijoro...