-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Voalazan’ny tatitra sy tomban’ezaka, ny taona 2013 nataon’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Toliara nandritra ny atrikasa notontosaina omaly,
miisa 195...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Zary lasa tononkira famerimberin’ireo tompon’andraiki-panjakana ny hoe “aoka ho tony…” rehefa misy trangan-javatra somary mafampana, toy izao ankatoky ny famoahana...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Dahalo miisa efatra no indray lavon’ny zandary, raha azo sambo-belona kosa ny telo. Io no vokatry ny fifandonan’ny dahalo sy ny zandary, afakomaly tany Mahatsinjo Vondrozo. Araka ny...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
"Mba tsy hisian’ny korontana eto, tokony hanao fampitahana voka-pifidianana ny CES. Nefa mahakely finoana ny hanaovan-dry zareo an’izay. Raha misy tokoa ny hosoka ka hipoitra ny...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Zava-doza ! Olona anarivony no efa manorim-ponenana ao anatin’ny Faritra arovana ao amin’ny faritrala any Lohaony Matatana, fokontany Vinanimasy, kaominina Ankarimbelo, distrika...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Azo ambara fa marary ny fitaterana, saika amin’ny zotra rehetra, na amin’ny tanàn-dehibe na manodidina ny tanàn-dehibe na amin’ny zotra...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny loharanom-baovao sady nohamafisin’ny fahitalavitra tsy miankina iray, afakomaly, noresen’ny filoha Rajoelina lahatra ireo kandidà depiote mahaleo tena, efa mety ho lany...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy hanaiky ! Naneho hevitra ireo solontenan’ny kandidà nirotsa-kofidina ho solombavambahoaka tany amin’ny distrikan’Ihosy sy Ivohibe, faritra Ihorombe. Notsorin’izy...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy matoky ny CES koa ? Anisan’ireo nanantitrantitra resaka tamin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) koa, omaly, ny Raiamandreny mijoro.
Araka ny nambaran’izy...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Mbola tsy afa-bela ny Cenit. Na vita aza, anio, ny famoahana vokatra vonjimaikan’ny fifidianana depiote, mety mbola hanan-draharaha amin’ny famerenana fifidianana izy...