-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy hita fiafarany ireo fampanantenan’ny filohan’ny Tetezamita nefa nifarana ihany ny fitantanany ny firenena. Maty momoka sy very an-javony avokoa izany0.
Herintaona, tahaka...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Raikitra ny angaredona. Mirotsaka an-tsehatra manafatrafatra ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) koa ny Raiamandreny mijoro.
Any rahateo no tena ifantohan’ny mason’ny...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Mazava tsara ny fifanarahana. “Hanotrona ity hetsika ity, sy hiaraka haka sary amin’izay manatrika eto no nifanarahako tamin’ny mpikarakara.
Amin’ny alahady kosa ny...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
… Isika Malagasy izay ! Na isika samy isika na ireo vahiny mitsidika antsika, samy loa-bava amin’io avokoa.
Tafahoatra loatra aza, angamba, satria tsy vitan’ilay olona...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Hatramin’izay, mbola mijanona ho lazam-balala ny fanannatsika harembe amin’ny kolontsaina. Na misy aza ny tsara vintana ka mahatafavoaka izany any ivelany,
mbola ireo mpijirika sy...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tao anatin’ny 10 taona izay, tsy nitsaha-nivelatra ny kabary malagasy.
Tsy anavahana sokajin-taona intsony fa zary lasa mpikabary avokoa ny olon-drehetra. Anisan’ny nandray anjara...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Niisa 233.612 ireo kapila (fihaino, VCD ary DVD) ara-dalàna nambara tany amin’ny Omda ny taona 2012.
Nitombo ho 266.397 izany tamin’ny taona 2013. “Nihoatra lavitra...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
« Mampitombo ny taham-pahafahana amin’ny fanadinana sy ny fifindrana kilasy ny fisian’ny sakafo zaraina any an-dakilasy », hoy ny fanazavan’ny talen’ny EPP...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Hangataka amin’ny kaonfederasiona afrikanina (Car) sy ny federasiona iraisam-pirenena (IRB) ny federasiona malagasin’ny rugby, mba hanemorana herinandro ny lalao fifanintsanana...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mbola mazava. Araka ny nambaran’ny filohan’ny Komity olympika malagasy (Com), Randrianasoloniaiko Siteny, amin’ity volana janoary ity no hanatanterahana ny fifidianana eo...