-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Andrasana fatratra ny fanambaran’ny filoha okrenianina teo aloha, Viktor Ianoukovitch, anio any Rostov-sur-le-Don, any atsimon’i Rosia. Fanindroany izao no mba hiseho vahoaka ity...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Hiasa avy hatrany. « Hampiharina ny lalàna, saingy tsy natao hamonoana olona.
Tsy lalàna bontolo fa hitondra any amin’ny fanarenana ny tanàna. Hovaina anefa...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Niteraka resabe eo amin’ny tontolo politika ny amin’ny hoe ny ny filohan’ny Cenit no manolotra ny Praiminisitra,
Beriziky Jean-Omer. Tsy anjarany ny manao izany......
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Mihantona aloha.
« Tsy nahitana fivoarany ny toe-draharaha, hatramin’izao, fa tena mbola miato avokoa ny dinika rehetra momba ny fanendrena praiminisitra. Mbola hifandinika...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Matetika sokajian’ny olona ho tsy mendrika ny fampiresahana sipa eny an-dalama-be. Toa fihetsika jiolahimboto, tsy misy fanajana vehivavy hoy ny teny mandeha. Matoa anefa ny bandy manao...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Getty Images, io no anaran’ny orinasa mpitahiry sary lehibe indrindra maneran-tany na ilay antsoina hoe bankin-tsary. Ny taona 1995 izy ity no niforona ka sary ampiasaina amin’ny...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Matetika eto Madagasikara raha vao miresaka hoe vita sinona dia ratsy avy hatrany ny mby ao an-tsaina. Ny antony, mitobaka eto amintsika ny entana contre-façon vita avy any Chine raha tsy...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Fotoana iray lehibe eo amin’ny fiainan’ny tanora ny resa-pitiavana, ny fiarahana amin’ny olon-tiana no tiana ambara amin’izany. Alohan’ny tena fiarahana anefa dia tsy...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Après la journée des femmes du 8 mars, #DTC veut rester dans la même ambiance festive parce qu’elle est vouée à la femme et que ça ne se passe...
-
Lundi 10 mars 2014 à 00:00:00
Question amour et amitié, ce n'est pas un dosage de nuances, c'est aussi une pincée de confiance... Surtout quand mon amie a un faible pour mon copain. Et ce n'est pas un cas...