-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Niavaka tsy toy ny isan-taona, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy satria mpitondra vaovao avokoa no nanotrona ny lanonana tao Antamponivinany.
Tao ny minisitry...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Efa hitahita soritra ny fandaharam-potoana.
Araka ny vaovao avy amin’ny Cofestin, mpikarakara ny « Festival Donia » fanao any Nosy Be isan-taona, efa ao anatin’ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tsy mazava intsony. Hatreto, tsy misy izay fifaninanana karakaraina klioba na mpilomano teo aloha, sns, tsy hanaovan’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny lomano (FMN),...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Hetsika natao hanomezam-boninahitra ireo andriambavilanitra,
sy nanamarihana ny Andron’ny vehivavy tany Toamasina ny « Miss Maman ». Voafidy ho mendrika indrindra...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tohina sady nalahelo no tezitra, tamin’ny teny nataon’i Ahmad, filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), tamin’ny mpanao gazety iray mikasika ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tsara ny vokatra azon’ny ekipa malagasy niatrika ny «Star Master 2014»,
eo amin’ny taranja tsipy kanetibe, natao tany Tailandy. Ny ekipa malagasy mantsy no...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Miteraka adihevitra be eto amin’ny firenena ireo Malagasy miasa any amin’ny tany arabo.
Raha ny filazan-dRasoarimanga Virginie, aoka tsy horaisina an-tendrony ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tamin’ny 6 marsa teo, nanao rodobe nanatanteraka ny anjara fambolen-kazony tamin’ity taona ity, teny Ivohitra, ireo mpiasa 420 avy ao amin’ny kaominina ambonivohitra Antsirabe....
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Misokatra ho an’ny tanora mpandraharaha latsaky ny 40 taona ny fifaninanana ataon’ny banky BNI-Madagascar ho an’ny Trophée du jeune entrepreneur (TJE). Fanaon’ny BNI...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
3.000 hatramin’ny 4000 t isan-taona, taloha ny taona 2000, ny vokatra tantely teto Madagasikara,
araka ny tatitra navoakan’ny Fivondronan’ny Malagasy mpiompy tantely...