-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Hanomboka anio ny fanamboaran-dalana hataon’ny kaominin’Antananarivo renivohitra.
Hiainga amin’ireo toerana enina isaky ny boriborintany izany fanamboarana izany. Hisy araka...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Vao manaiky horaisina ao amin’ny fikambanana ireo sahirana, mahazo trano avy hatrany ary mianatra mamboly sy miompy ao Antanety,
mandritra ny telo taona. Mamboly, miompy akoho...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Betsaka ny tetikasa azo atao hiadiana amin’ny fahantrana.
Tsy voatery miandry volabe, fa miankina amin’ny fahavononan’ny tsirairay hanao zavatra. Ohatra iray, ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Hanohy ! Ho tonga eto Madagasikara, anio, ny delegasiona avy amin’ny Antokon-draharaha japoney ho an’ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena (Jica).
Hanan-danja ity fitsidihana ity...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Raha mbola eo am-panomanana ny hafa,
anisan’ny mpamatsy vola naneho fa hanampy ny fanarenana ny Jirama ny Banky eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (BEI). Nanome toky ny filoha...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
"Ho an’ny mponina rehetra eto an-tany, mivavaka aminao izahay, Tompo: Ianao izay nandresy ny fahafatesana, omeo ny fiainanao izahay, omeo ny fiadananao izahay."
Io ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Niaro ny ekipany.
Namamafy ny efa nambarany ny filoha Rajaonarimampianina ny faran’ny herinandro teo tany Nosy Be, momba ny fijoroan’ny governemanta vaovao. “Voahaja ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
"Maika avokoa ny seha-pamokarana rehetra,
fa ny fanovana ny fiainam-bahoaka amin’ny andavanandro no atao hoe tsy azo ihodivirana. Izay no asan’ny mpanao politika." Io no...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
"Hisy zava-baovao amin’ny fampandehana sy fanomezana fahefana ifotony an’ireo vahoaka mangetaheta fahefana,
ary mba hipaka any aminy izay vokatry ny fahefana izay." Io...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
« Ilaina arindra ny fampandrosoana ka mitaky ezaka amin’ny mpitondra izany mba hanamora ny fanaingana indray ny lafiny sosialy sy ny toekarena »,
hoy ny filohan’ny...