-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
A l’occasion d’un voyage à Dakar au Sénégal, Stéphane Richard, président Directeur Général d’Orange, a récompensé...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Le Groupe international de soutien pour Madagascar (GIS-M),
lors de sa dernière réunion à Antananarivo, a annoncé son appui à Madagascar sur le plan du...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Mahaleo tena i Madagasikara.
Tsy ny baikon’ny vahiny nametraka ny tsy azo hamerenana minisitra efa tao amin’ny Tetezamita no tanterahina fa ny fanarenam-pirenena. Anisan’ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Nitohy avy hatrany ny asa.
Taorian’ny fanendrena ireo minisitra ao anatin’ny governemanta, niverina tany Nosy Be toy ny nataony taorian’ny nanaovany fianianana ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Nety tamin’ireo nikendry ho filohan’ny antenimieram-pirenena ny fandravan’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana ny birao maharitra teo.
Miomana fatratra...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Toy ireo Vondrona iraisam-pirenena hafa,
nanao fanambarana ny faran’ny herinandro teo ny filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona afrikanina, ny Dr Nkosazana Dlamini-Zuma. Voalazany...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Andriambavilanitra efatra be izao no nanao fampitaha tamin’ny alalan’ny kanto ataony tetsy Antsahamanitra : Onja, Nina’s, Stéphanie ary Sheylah.
Nafana araka ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Tojo tsy fahasalamana i Nono ao amin’ny tarika Mahaleo.
Noho ny aretina mahazo azy, nalefa hotsaboina any Frantsa ity andrarezin’ny hira malagasy ity. Manoloana ny fanalavana ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Nahatratra tany amin'ny 120.000 tany ho any ny mpijery, raha ny filazan'ny mpikarakara...
Tsy tena voamarina ny isa, saingy tena nifanitra-kitro ireo mpijery nameno ny arabe nanoloana ny...
-
Mardi 22 avril 2014 à 00:00:00
Nifarana tamin’ny asabotsy lasa teo,
tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny «junior» sy...