-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
D’après une source auprès du Bureau national de gestion des risques et catastrophes (BNGRC), hier,
14 personnes sont décédées et 26 à 36...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Après la cannette de THB Pilsener 33 cl, c’est donc au tour de la version en bouteille d’arborer un nouveau logo.
En effet, THB offre un lifting au packaging de la...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Tokony hisy fanarahan-dalàna ny fitantanana ny volan’ny kaominina rehetra na an-tanàn-dehibe na any ambanivohitra.
Ao anatin’ny lalàna mifehy ny...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 31 aogositra hatramin’ny 5 aogositra ho avy izao ny foara Lapabe any Ambatondrazaka faritra Alaotra Mangoro, andiany fahenina. Nanamafy Andrianarisoa Mamy, antsoina hoe Mamy...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Novaina ho valan-javaboary nasionaly ny sata mifehy ny faritra arovana any Lokobe, atsimo atsinanan’i Nosy Be, raha toa ka Reserve nationale intégrée (RNI) teo aloha,...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Niteraka resabe ny amin’ny fahazoan’ny filoha teo aloha, Ravalomanana,
fanasana hanatrika ny 26 jona. "Tsy mety izany raha tsy omena pasipaoro izy", hoy ny Me...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Tsy an-kiandry ny fampandrosoana.
Nirotsaka amin’ny fanatsarana fotodrafitrasa ny depiote Randrianarisoa Stanislas, lany tao amin’ny boriborintany faharoa. Notokanany, omaly ny...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Ny filohan’ny Repoblika no manana fahefana hamindra fo amin’ireo voasazy,
araka ny And. 58 amin’ny lalàmpanorenana. Amin’izao fankalazana ny 26 jona izao, toy...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Nanainga, afakomaly nihazo an’i Malabo any Ginea Ekatorealy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Razafitrimo Lala Arisoa,
hiatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina (UA)...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
L’équipe du FCV ou football club du Vakinankaratra est présidé depuis sa création en 2010 par son entraîneur-encadreur Fidinirina Andriantomponera ou Fidy...