-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
La charte de l’opposition vient d’être dévoilée et n’attend plus que la signature de l’aile Obama.
A défaut d’un chef, des...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Tsy famalifaliana ny maso sy ny sofina fotsiny ny kolontsaina fa fitaovana enti-mampianatra sy manatsara ny fihariana.
Izay no hoporofoin’ny Miaradia, tarika mpanao soradihy,...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Ankadinandriana, Miadanarivo, FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika…
Toerana ivelan’Antananarivo indray no nanohizan’i Joeda ny fiakarany an-tsehatra. Feno ny...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
« Azo atao ny fanafoanana ny fanaovana maloto ankalamanjana rehefa mipaka tsara any amin’ny vahoaka ny fanazavana fa ny diky izay ataony etsy sy eroa dia tafiditra any am-bavany ihany...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Hifanandrify amin’ny fiandohan’ny fialan-tsasatra.
Tontolo andro fialamboly ho an’ny tanora, izay no tanjon’ny Coca-Cola amin’ilay hetsika karakarainy ny 5 jolay...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Voarafitra taty Toliara ny paikadim-pifandraisana ho fiarovana sy ho fanatanterahana ny zon’ny ankizy. Niarahan’ny minisitera maromaro tamin’ny alalan’ny fiofanana sy...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fitsinjovana manokana ny olona marefo nataon’ny governemanta amin’izao ankatoky ny fety izao.
Hifandrimbonan’ireo minisitra rehetra ny...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny alahady 6 jolay, izao any Betafo Antsirabe, ny fifaninanana “duathlon longue distance 2014”. Natao hitsapana ireo atleta malagasy handeha hiatrika ny fiadiana ny...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Nanao mampamangy ny “Mondial 2014” i Italia.
Tsy afaka teo amin’ny vondrona “D” nisy azy ry zareo Italianina, omaly. Nailik’i Uruguay tamin’ny isa 1...
-
Mercredi 25 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo firenena handalovan’ilay amboara volamena,
hiadiana amin’ny “Mondial 2015”, hatao any Angletera isika eto Madagasikara. Hitety faritra maro eto...