-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Mandalo ao Antsohihy ny «Mobile Cultural Center» (Mcc) na Foibe ara-kolontsaina mitety vohitra an’ny Masoivoho amerikanina ary hijanona ao mandritra ny iray volana....
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nihena be, raha oharina ny tamin’ny taona 2011, ny fampisehoana an-tsehatra nataon’ireo mpanakanto, indrindra ny teto an-drenivohitra, nandritra ny taona 2012. Nanantombo teo...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nisy korontana teo amin’ny mpivaro-kena sy ny kaominina Ambositra ny faramparan’ny taona 2012 teo, ka niteraka fiakaran’ny vidin-kena izany ary tsy mbola niova...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Notokanana, omaly, ny masoivoho vaovao faha-11 an’ny banky Banky malagasy aty amin’ny Oseanina Indianina (Bmoi) etsy amin’ny Galerie Eden, ao anatin’ny hotely Ibis...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Olona iray avy any Antsiranana indray no nahazo ny lokabe 10 tapitrisa Ar tamin’ny lalao Peo ny 5. Nahazoan’ ity tsara vintana ity izany, nandritra ny fisarihana ny alarobia 16...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Mahamenatra ! Mahavariana sady henatra ho an’ny firenena ny fahitana amin’ny haino aman-jerim-panjakana fitateram-baovao miendrika fanaratsiana ny orinasa mitondra...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy tafiditra tao amin’ny Kianjan’ny Demokrasia, Ambohijatovo, niainga teny amin’ny Esplanade, Analakely, ny Vondron’ny mpanohitra, notarihin-dRtoa Lalatiana...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Ho 124 na 170 hatramin’ny 189 no ho isan’ireo depiote voalohany amin’ny Repoblika IV, arakaraka ny isan’ny mpifidy sy ny fari-pifidianana. Hivoaka amin’ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Midera ny fanapahan-kevitry ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, tsy ho kandidà amin’ny fifidianana ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia, Abdou Diouf, araka ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nifampiarahaba noho ny Asaramanitra tao amin’ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ny Lehibeny, Alain Mahavimbina mivady sy ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany ao...