-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Miampy tsikelikely ny vola ao amin’ny kitapo iombonan’ny Pnud hamatsiana ny fifidianana eto amintsika. Natao sonia, omaly, tao amin’ny tranon’ny Pnud, Andraharo ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny fanambaran’ny Sadc koa ny eo anivon’ny Vondrona afrikanina (Ua) tamin’ny alalan’i Dlamini Zuma, filohan’ny vaomiera. Nanamafy ny tsy fiovan’ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Les grands problèmes qui secouent actuellement la plupart des pays du monde ont été au centre des travaux du 28e conseil des ministres de la Commission de...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Madagascar : La SADC demande une amnistie totale pour ...Zinfos 974Après avoir obtenu le retrait officiel à la course des deux principaux candidats à l'élection présidentielle de mai...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
«Ny hery, tsy mahaleo ny fanahy». Zava-doza no nahazo ity tovovavy iray antsoina hoe Esther, monina eto an-drenivohitra, vokatry ny fanimbazimbana...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Potipotika ! Izay no azo ilazana ity mpitondra posy notetezin’ny kamiaobe mpaka fako an’ny kaominina ao Toamasina, ny alakamisy maraina teo tao Bazarikely. Araka ny...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Poa toy izay, vory ny olona teo Analakely, tsy lavitra ny paositra. Niely ny feo fa nisy nanafika teny an-toerana. Vetivety, tonga ny polisy avy amin’ny Hery vonjy taitra. Kinanjo, tsy...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
Ifm Analakely - Diho sy Maalesh
Tonga eto amintsika indray, amin’izao fotoana izao, ilay mpitendry zavamaneno sady poeta Maalesh, izay efa nandrombaka ny « Prix musiques de...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
«Te hifandray amin’ny vahoaka malagasy, te hahafantatra ny fomba amam-panaony ary te hampahalala ihany koa ny kolontsainy sy ny fomba amam-panaony ry zareo teratany...
-
Vendredi 18 janvier 2013 à 00:00:00
«Omeo toerana ny tanora», hoy i Jaojoby Eusèbe na «Ilay mpanjakan’ny salegy». Tena izay tokoa ny zavatra hiseho eny amin’ny Jao’s Pub...