-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
L’OMS s’est fixé un objectif de réduire entre 2011 et 2015 à 35 % la prévalence de la lèpre dans le monde et pour Madagascar, le...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Miroso ny fanadihadiana ireo raharaha enina mafampana eto amin’ny firenena : andramena, Nadine Ramaroson, harena an-kibon’ny tany, seranan-tsambon’i Toamasina, asan-jiolahy...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Gaboraraka ! Izay no azo ilazana ny eny amin’ny pavillon mivarotra ny kojakoja momba ny fianaran’ny mpianatra eo Analakely ambadiky ny tsenan’Anjoma...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Mihorohoro ! Ringana avokoa ny fambolena sy ny fiompiana vokatry ny firongatry ny voalavobe ao Nosy Varika. Araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana, mitovy amin’ny saka ny habeny fa...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Habibiana tsy roa aman-tany no nataon’ity raim-pianakaviana iray, 39 taona, tany Tsararivotra Toamasina, ny alin’ny 8 febroary lasa teo. Ny zanany vavikely vao 7 taona monja no...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Hivory ao amin’ny Cenit ireo mpamatsy vola : Tsy araka ny feo miely. Ireo komity mpiatantana ny famatsiana sy fanampiana ny Cenit miaraka amin’ireo ambasadaoro eto amintsika no...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Hanomboka tsy ho ela ny asa. Natolotra tao amin’ny Foiben’ny infôrmatikan’ny Faritra Analamanga (Cir), omaly, ny milina « Tally Genicom », hanaovana printy...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Niteraka resabe ny akon’ilay tafatafa nivantana nifanaovan’ny Filohan’ny tetezamita sy Onitiana Realy (Tv Plus), tao amin’ny fandaharana “Invité du...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Nanambara tamin’ny fomba ôfisialy, tao amin’ny pejy «facebook» i Felaniary, fa hanamarina ny fiverenany an-tsehatra amin’izay. Amin’ny alalan’ilay...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
L’usage de technologies avancées est de plus en plus incontournable dans la vie quotidienne et sur le plan professionnel. Aujourd’hui, Internet est devenu un formidable...