-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
USA-Madagascar: bientôt un porte-avions «diplomatique» à ...Hebdomadaire d'actualitésils se sont directement adressés au directeur de l'Aviation civile de Madagascar (ACM) pour...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Sambany no hisehatra amin’ny toerana lehibe tahaka ny Jao’s Pub eny Ambohipo, i Pa’Hery, raha ny nambarany. Izy no hanafana ity efitrano filanonana ity, rahampitso mandritra...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Efa ela no nikopaka elatra i Onja, saingy izao vao tsapa kokoa fa mametraka ny dian-drangony ity mpanakanto ity. Mahalaza be ilay rakitsary «Samy mandefitsy», izay navoakany, tsy...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Misy koa ny endri-tseho vaovao ! Tsy voatery hitovy avokoa ny fampisehoana, ary noporofoin’i Fidy Rabearisoa fa afaka mamorona izay mifanaraka amin’ny ilan’ny mpanjifa...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Miofana mandritra ny 15 andro ny mpitsabo eny anivon’ny Csb 24, distrika Avaradrano, momba ny fandraisana an-tanana miaraka ireo aretina mpahazo ny zaza.
Aretina dimy no mpitranga...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Rivodoza Gino : Hiteraka tondra-drano
Misy rivodoza vaovao Gino miforona ao amin’ny Ranomasina Indianina. Tany amin’ny 3100 km atsinanan’ny morontsiraka...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray, monina eny Ambohibao Rakotomalala Adrien Stanislas. Manambady niteraka telo. Telo taona lasa izay, nahavita ny fianarana ho injeniera momba ny jeolojia izy.
Lany...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Tamin’ny alalan’ny «carnaval» no nentin’ny ankizy tany an-tsekoly nankalaza ny «Mardi gras» omaly. Samy nanao saron-tava sy haingo nahafinaritra azy...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Sambany eo amin'ny tantaran'ny rugby, eto Vakinankaratra no nisy tomponandraikitry ny Aroi "Association du Rugby dans l'Ocean Indien", nandalo teto amin'ny tanànan'Antsirabe,...
-
Mercredi 13 février 2013 à 00:00:00
Hatreto, tsy mbola resy ny Bemiray, nandritra ny fifanintsanana amin’ny fifaninanana “Fety de Basikety e!”. Niditra tamin’ny andro faha-17 sy faha-18 mantsy ny...