-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra ny Vondron’ny fiarahamonina sivily ao amin’ny Faritra Boeny (Gosoc), Komanga Mahajanga, amin’ny fiparitahan’ny fako...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Endrika iray isehoan’ny fahanteran’ny lalana eto an-drenivohitra ny fihotsan’ny lalana maro amin’izao fotoa-pahavaratra izao. Iray amin’ireny ny eo Anosy, Lalana...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Tsy mahagaga raha anisan’ny firenena mahantra indrindra aty Afrika i Madagasikara. Eo amin’ny sehatry ny fambolena amin’ny lafiny fitaovana mekanika, zara raha 0,2% monja ny...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Linfo.reAbus sexuels : 547 victimes à Antananarivo en 2012Linfo.reLe Syndicat des Professionnels Diplômés en Travail Social (SPDTS) de Madagascar a enregistré 547 cas d'abus sexuels en 2012...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Tovovavikely iray vao fito taona no saika maty ary niady tamin’ny fahafatesana nandritra ny roa andro, vokatry ny fanolanana natao azy. Ny Dadatoany ihany izay monina eny Ambohibao no...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Nahazatra hatrizay ny fisian’ny lehilahy mampijaly vady. Nivadika kosa ny rasa, afakomaly alina, teny Anosibe. Raim-pianakaviana, 40 taona, no saika maty voadaroky ny...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Mpanendaka fito lahy no indray voasambotry ny polisin’ny Sut, teny Anosibe sy Anosizato, ny asabotsy vao maraina lasa teo. Olona eny an-toerana no nampandre ny polisy, ka nidina avy...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Voatifitra ny mpamily. Tsy vitan’izay fa mbola lasan’ny jiolahy telo lahy nirongo basy Kalach sy P.A ny vola tamin’ny coffre nandritra ny fanafihana ny fiara 4x4 iray omaly...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Tsy niolaka. «Tsy manohana kandidà izahay fa manohana ny fotokevitra ho an’ny mangarahara sy ny fanajana ny zon’olombelona. Tsy mbola mankato io fitondrana io ary...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
«Hodiovina ny mpividy volamena sy mpivarotra finday eny Analakely sy Petite Vitesse. Anisan’ny mampirongatra ny harom-paosy sy ny fanendahana, hatramin’ny fanafihana...