-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Mitombo hery miandalana ilay andian-drahona ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika. Mitondra orana arahina tafio-drivotra mahatratra hatramin’ny 70 km isan’ora ity andro...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Mampitroatra ny mpianatry ny Oniversiten’Antananarivo ny hanaovana azy ireo ankilabao amin’ny vatsim-pianarana. « Mahatsiaro tena ho zanak’Ikalahafa izahay satria ny...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Hanomboka rahampitso ary haharitra roa andro, eny Ivato, ny fivoriana fahasivy hataon’ireo minisitry ny asam-panjakana mpandinika momba ny asam-panjakana aty afrika (Ofpa). Sambany...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Madagascar Finances publiques : Tout jusqu'à la fin de la TransitionHebdomadaire d'actualitésAprès quatre années de Transition, Madagascar entamera une nouvelle période marquée par la tenue...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Isika, mihemotra ; ny hafa, mandroso. Maro ny firenena nitovitovy laharana tamin’i Madagasikara ny taona 60, toa an’i Sina sy Japana, ary taty amin’ny taona 70 i Maorisy....
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Mbola tsy tambo isaina ireo sakana isan-karazany eo amin’ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ny samy firenena afrikanina, na eo aza ireo fikambanana samihafa, toy ny Sadc, misy...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Manatsara ny rafitra ao aminy ny minisitera fampiroboroboana ny asa tanana. Miainga amin’izany politika izany no nandraisana mpiasa vaovao, ho mpiasam-panjakana raikitra, hamenoana ny...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny taona 1999, karazam-biby mandady sy sahona 69, tsy fahita raha tsy eto Madagasikara, no efa hita. Anisan’izany ny antsoina amin’ny anarana siantifika hoe Boophis...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Mpandraharaha sinoa avy amin’ireo orinasa telo mpanamboatra fiarabe mpitatitra no noraisin’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, omaly tontolo. Nanotrona azy nandray...
-
Mardi 19 février 2013 à 00:00:00
Ny faran’ny herinandro teo, notanterahina teny amin’ny kaominina ambanivohitra Ibity, distrikan’Antsirabe II, ny fambolen-kazo isan-taona fanaon’ny mpiasa ao...