-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny governemanta, afakomaly, ny didy fampiharana ny lalàna fehizoro lah. 2012-015 ny 1 aogositra 2012n momba ny fifidianana...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Mahazo vahana ny fisolokiana sy ny fanambakana ireo mpiara-belona amin’ny fandefasana miasa mankany ivelany. Tanora 11 mianadahy no lasibatry ny vehivavy iray antsoina hoe Annie R. tao...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava (BC) sakelika fahenina, ny alatsinainy tolakandro tamin’ny 1 ora sy 30 mn teo ireo jiolahy raindahiny antsoina hoe Ramix, Alivenja...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Mirongatra indray ny fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny Faritra Vakinankaratra. Renim-pianakaviana iray no naratra voatifitry ny dahalo teo amin’ny tratrany, ny alahady hariva...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Tsy misy farany tokoa ity fanafihana mitam-piadiana ity. Taorian’ny fanafihana nitranga teny Anjanahary ka hatreny Ankadifotsy, afakomaly maraina mantsy, nitohy teny Manarintsoa indray...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nitohana tanteraka ny fifamoivoizana teo Ankadifotsy Ambatomitsangana, omaly antoandro. Hazobe iray no nianjera teo am-povoan’ny arabe ka nanapaka ny lalana nandritra ny ora 2 teo ho...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Araka ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nohamafisina ny fisavana ireo olona tratra mandeha amin’ny alina, taorian’ireo fanafihana mahery vaika niseho teto...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Malnutrition - Un nouveau projet pour MadagascarSlate AfriqueA Madagascar, près de la moitié (50,1%) des enfants ont un retard de croissance selon l'Enquête Démographique et de Santé (EDS)...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
115 millions d’Ariary, telle est la somme allouée pour la construction d’infrastructures sanitaires dans deux quartiers à Antananarivo, à savoir le quartier...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
L’opération Smile a débuté depuis lundi dernier à l’HJRA et durant les deux premiers jours, les chirurgiens ont pu réaliser 84 opérations...