-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Mikoropaka ny fanjakana malagasy rehefa nandre fa nisy mpianatra malagasy namoy ny ainy any Sina. Rehefa naheno io vaovao ratsy io izy ireo vao nanapa-kevitra haingana hamaha ny olana, saingy...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Ela ny ela, nilamina ihany ny momba ny fodian’ny vadin’ny Filoha teo aloha, Rtoa Lalao Ravalomanana. Tsy misy tsy vitan’ny dinika, fifanarahana, fanajana ny teny nomena? Ny...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Hahazo 1.100.000 dolara ny Cenit : Hatao anio tolakandro, ao amin’ny Cenit, ny fanaovan-tsonia famatsiana ny fikarakarana fifidianana hataon’i Japana sy ny Pnud. 1.100.000 dolara...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
3500 ha sisa, raha be indrindra izao, no azo volena amin’izao fotoana izao, raha 10.000 ha izany teo aloha, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza farany teo. Sahirana, noho...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nivory, ny herinandro lasa teo tany Antalaha, ireo mivondrona ao anatin’ny «plate forme» mpanondrana lavanila. Tohin’ny fivoriana efa natao tamin’ny taona 2012...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Fitarainan’ny olona rehetra any amin’ny Faritra ny faharatsian-dalana avy eo Ambilobe miditra mankany Vohémar. Ny ao amin’ny Faritra indray, betsaka ireo kaominina...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nahitsy. “Aza avela ho potika ny firenena. Tsy avelantsika handetika ny firenena amin’ny kizo, hanapotika ny fiharian-karen’ny Malagasy tsirairay izao fitondrana izao. Tsy...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Manohitra tanteraka. « Tsy azo ekena ny famerana ny fe-potoana hijanonan’i Lalao Ravalomanana eto an-tanindrazana. Mizaka ny zom-pirenena malagasy izy ary tokony halalaka...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Andraikitry ny rehetra ny fahatanterahan’ny fifidianana. Nanao ezaka filamatra amin’izany ny Tanora malagasy vonona (Tgv) any amin’ny distrikan’i Mananjary....
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nanamafy indray ny tokony hanampiana ny vola hanaovana ezaka kara-panondro ny minisiteran’ny atitany. Kara-panondro 175.000 izao no efa vita, raha ny fanazavan’ny sekretera...