-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Manao izay danin’ny kibony ireo jiolahy sy ny olon-dratsy mpiray tsikombakomba aminy ao an-tanàna, eny Soavimasoandro ankehitriny. Tao anatin’ny andro maromaro, misy mamono...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tokantrano iray, ipetrahana mpisolovava sy kolonely ao amin’ny Foloalindahy iray indray no saika lasibatry ny jiolahy, omaly vao maraimbe teny Ambohimanarina.
Vao saika hamaky ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Jiolahy iray tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny banky Boa Mahanoro no saron’ny polisin’ny Bc, sakelika fahefatra Anosy, omaly antoandro teny 67 ha.
Nikasa...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Hanohana ny kandidà natolotry ny Tgv ny Udr-C. Fanambaran’ny sekretera jeneraly lefitra, mitarika ny Fafi V, ny Cst Raholdina izany, omaly. Midika izany fa hanohana ny Pds,...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Hitarika Filankevitry ny governemanta i Hajo: Namita iraka any ivelany ny Praiminisitra Beriziky Jean Omer. Noho ny fampandehanan-draharaham-pirenena, voatendry hisolo toerana azy vonjimaika...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Na tsy mbola manomboka aza ny tena fampielezan-kevitra ofisialy faritan’ny lalàna, hita taratra amin’ireo kandidà hirotsa-kofidina ny sombiny amin’ ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tsy nivoaka intsony ny famatsiam-bola avy amin’ny orinasa Mainland hanamboarana ny lalam-pirenena fahadimy, mampitohy an’i Foulpointe sy Toamasina. Vokany, niato tanteraka ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Efa samy mahalala ireo karazana antontan-taratasy nilaina tamin’ny firotsahan-kofidina ho Filoham-pirenena ireo kandidà. Notsiahivin’ny filohan’ny Fitsarana manokana...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mitsirika mialoha ny fananan’ny kandidà tsirairay avy ny Samifin, fa miainga amin’ny fanambarana noho ny ahiahin’ny rafitra manokana amin’izany, izay...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Nanao ohatra amin’ny firotsahan-kofidina ny Praiminisitra lefitra Hajo Andrianainarivelo, omaly. Izy no kandidà voalohany tonga nanatitra ny antontan-taratasy firotsahany tao...