-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tontosa, ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny kianja Andraisoro, ny lalao manasa-dalana voalohany amin’ny fifaninanana “Fety de Basikety e!”. Hetsika...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tontosa omaly, ireo lalao fiadian-toerana fahasivy hatramin’ny faha-16 sy ny lalao ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny «Coupe d’Afrique des Clubs Champions Dames»...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Ho fantatra, anio, ireo ekipa roa voalohany, tafita amin’ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des Champions», taranja baolina...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Miezaka araka izay ho afany, ny ao amin’ny Primatiora mikaroka vahaolana hiadiana amin’ny halatra, varotra an-tsokosoko any ivelany ny andramena amin’ny alalan’ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Lohahevitra enina no seha-pihariana tena ifantohan’ny fikambanana fiarahamonim-pirenena, miaro ny tontolo iainana, Alliance voahary gasy (Avg). Ao anatin’izany ny fiarovana ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Natomboka ny taona 2012 ny fametrahana ny fomba fiasa «Cnaps mitety vohitra». Fomba iray, napetraky ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) hanakaikezana...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Tohodrano roa no indray nataon’ny Tetikasa Ambatovy ao amin’ny kaominina roa ao anatin’ny distrikan’i Brickaville, Faritra Atsinanana, anisan’ny toerana manodidina...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Notokanana ny 5 avrily teo ny biraom-paritra ho an’ny fampiroboroboana ny asa tanana ao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania. Niaraka tamin’izany ny an’ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Nifarana ny 5 avrily 2013 ny famatsiam-bolam-paritra ho fampandrosoana ny ambanivohitra na ny Fonds régional de développement agricole (Frda), avy amin’ny...
-
Mardi 09 avril 2013 à 00:00:00
Fisahotahana tsy nisy tahaka izany ny an’ireo mpivarotra sy ny mpandeha an-tongotra teny Isotry, mivoaka aty 67 ha iny omaly maraina. Tovolahy mihaja be, toa tsy naninona tsy naninona...