-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Notokanan’ny filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, ny faran’ny herinandro teo, tany Antanimora, Faritra Androy, ny siniben-drano mamatsy kaominina 19. Mbola mila 400...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Misesy indray ny fitokanan-javatra ataon’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina. Nahalana izany, taorian’ny fitokanana ny Hopitaly manara-penitra sy trano mora tany...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Tsy voahaja ny sata iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona eto Madagasikara ho an’ny taona 2012. Tsy voahaja koa ny sonian’ny sori-dalana, araka ny fanambaran’ny...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Banga ny tontolon’ny Firaisamonina sivily. Nodimandry teo amin’ny faha-74 taonany, ny asabotsy 21 avrily teo i Lalao Randriamampionona.
Voalaza fa noho ny...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela ny valin-kafatra. Naneho ny heviny taorian’ny “Dinika savaranonando” notarihin’ny FFKM ny herinandro teo ny solontena maharitry ny Firenena Mikambana...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Le président de la Transition, Andry Rajoelina, s'est déplacé samedi dernier à Taolagnaro et à Ambovombe Androy. Il a, entre autres, visité le centre...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Nanao diabe tao Wimereux France, afakomaly ireo teratany frantsay ho fahatsiarovana an'i Gérald Fontaine sy Johanna Delahayé novonoin'ny olon-dratsy tamin'ny fomba feno...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Manao ny ataony indray ny vahiny ! Tonga teto amin'ny foiben'ny gazety, omaly ny Ben'ny tanàn'i Katsepy Ramarolahy Jean Baptiste fa lasibatry ny hosoka miharo halatra sonia ataon'ny...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Tratra am-bodiomby araka ny fitenenana ! Mpiandry omby iray no tratran'ny tompon'omby saika hanao firaisana ara-nofo tamin'ny omby ambenany, ny asabotsy teo tao amin'ny Andasy Tanala...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mety fay ! Trano fivarotana iray no notrongisin'ny taxi-be iray teny Andavamamba, ny asabotsy maraina teo. Tsy fahafehezan'ny mpamily ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana no antony...