-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka anio eny amin’ny tobim-pahasalamana rehetra manerana ny Nosy ny hetsika « Herinandron’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza » (SSME).
Tolotra...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Ho teraka ihany Ambatobevohoka ho an’ny mpampianatra Fram ! Hivoaka afaka 10 andro ny volan’izy ireo raha ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny minisiteran’ny...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Nampanantena ny mpianatra any atsimon’ny Nosy ny filohan’ny tetezamita, Andry Nirina Rajoelina ny faran’ny herinandro teo fa omena ao anatin’ny fotoana fohy ny...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Hafakely ! Ity ilay « amponga mihira », zavamaneno noforonin-dRagasy, fanta-daza amin’ny fanamboarana karazan’amponga. Voaporofo ny 22 taona nikirakirany...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Tsy misy diso anjara amin’ ny fahalalana ny Tenin’Andriamanitra. Baiboly henoina herintaona na BH2, io no vokatra vaovao atolotry ny fikambanana mampiely Baiboly malagasy (FMBM),...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Sambasamba ! Tafajoro sy notokanana, ny zoma alina teo, ny ivotoerana ara-kolontsaina malagasy voalohany sady lehibe indrindra eto Madagasikara, izay hita ao amin’ny rihana faharoa ao...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Rajaonarivelo à Toliary : L’Eglise anglicane de Madagascar, diocèse de Toliary a son premier évêque, l’américain Mgr Dr Todd Mc Gregor. La...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Mora indray ny siramamy avy any ivelany noho ny vokatra avy eto an-toerana. Betsaka ny antony mahatonga izany, izay misy fiantraikany goavana amin’ity seha-pamokarana iray ity. Nozahana...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
Il y a quelques jours, le limogeage de Mamy Ratovomalala, directeur général de la présidence, a fait le chou gras de la presse malgache.
En vérité, il...
-
Lundi 22 avril 2013 à 00:00:00
La dirigeante de la Coordination nationale de la société civile (Cnosc) et membre du Conseil de la réconciliation malgache (CRM), Lalao Randriamampionona, s’est...