-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
36 ireo mpilatsaka an-tsitrapo mbola an-dalam-piofananan, nanao fanentanana momba ny ady amin’ny tazomoka teny Mantasoa, omaly. Miasa amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana ary...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Anisan’ny mampatahotra ny tanora nahavita fianarana, ankehitriny, ny fisedrana eo amin’ny fitadiavana asa. Io no anisan’ny nivaingana, omaly, tetsy Anosy, nandritra ny...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Niray feo amin’ny tokony hitazomana ny datim-pifidianana amin’ny 24 Jolay 2013 izao ireo kandidà izay nametraka taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny fitsarana...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mbola tanteraka ny sori-dalana. “Mitaky ny hamoahana ireo gadra politika sy ny hanokafana ireo haino aman-jery nakaton’ny fanjakana izahay, mialoha ny hanatanterahana ny...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Voizin’ny mpanao politika sasany ny tsy tokony hirotsahan’ireo kandidà nitondra tamin’ny fotoan’ny Hat, izay nosazin’ny Sadc tsy hivoaka an’i...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Namafa ny dian’i Edgard Razafindravahy. Resy lahatra amin’ny fanohanana an-dRtoa Lalao Ravalomanana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny 24 jolay izao, ny...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Totoafo sy nifanesy ny fandraisana antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho filoham-pirenena tetsy Ambohidahy. Tafakatra 30 mahery ny isan’ireo mpifaninana, hatry ny omaly.
Samy...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Les étudiants au sein de l’académie nationale des sports (ANS) ont observé une grève hier devant l’entrée de leur...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Les artistes malgaches peuvent s’estimer heureux désormais car ils vont bénéficier à partir de maintenant d’un nouvel espace culturel pour exposer...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Orange Madagascar a choisi Toamasina, «poumon économique» du pays pour poursuivre son Roadshow entreprise depuis le 23 avril 2013.
Orange, fidèle à sa...