-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Eny, anisan’ireo nisantatra ny fihirana ny rap malagasy izy… Raha toa ka ny dihy no nanombohan’ny rap eto Madagasikara tany amin’ny taona 1990 tany, taona vitsivitsy...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Anio no hamaranana ny fampirantiana angon-tahiry tontosaina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely.
Nandritra ny jery tombana nataon-dRija Rakotomalala, omaly, no nilazany fa...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Hotanterahina any Ampefy, ny 18 ka hatramin’ny 20 mey izao, ny « La marche de la lumière », hetsika entina hankafizana ireo toerana mahaliana sy mahafinaritra sady...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Anio no hotanterahina atsy Mombassa, Kenya, ny fifanintsanana ho an’ny Lalao Olympika 2015, ho an’ny taranja rugby à VII. Anisan’ireo firenena mandray anjara...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
«Tsy mety amiko, ny hoe tetezamita «bis» sy ny fanemorana ny fifidianana», hoy i Handry, mpitantana ara-panatanjahantena. Efa tsy mitsahatra mitombo isan'andro ny...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Hitana ny sain’ny mpitia fanatanjahantena, indrindra ny mpankafy ny taranja tsipy kanetibe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe.
...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Mbola ao anatin’ny « roadshow » na ny fitsidiham-paritra ny delegasion’ny Orange Madagascar amin’izao fotoana izao. Nihazo ny ilany atsinanan’ny Nosy izy...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Mazava ! Notsorin’ny praiminisitra lefitra miadidy ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana (VPATD), Andrianainarivelo Hajo, fa tsy misy afa-tsy ny fifidianana no hany lalana tokana...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
Araka ny tatitra navoakan’ny Observatoire du Riz (ODR), lafo indrindra izao ny menaka, lafarinina, siramamy, solika fandrehitra any amin’ny faritra Betsiboka.
Tsy...
-
Samedi 27 avril 2013 à 00:00:00
L’ancienne première dame Lalao Ravalomanana Rakotonirainy a effectué hier dans la matinée une visite à l'usine Tiko Sambaina de Manjakandriana. Elle a donc...