-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Miaramila valo lahy, migadra eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, no niakatra teny amin’ny mpitsara zokiolona indray, ny talata maraina lasa teo.
Mahakasika hatrany ny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Be ny zavatra tsy mazava nandritra ny fitondran-dRatsiraka. Vitavita ho azy, indrindra ny teo anelanelan’ny taona 1975-1992. Tsiahy sy tadidy...
Teo, ohatra, ny loza tamin’ny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Nihemotra haka bahana ny FFKM. Tsy ho anio indray fa nahemotra ho ny zoma 3 ka hatramin’ny alahady 5 mey izao eny Ivato ny tohin’ny dinika notarihin’ny Fiombonan’ny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Raikitra ny hetsika fanentanana tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly, ny amin’ny hahatongavan’ireo mpomba ny filoha teo aloha marobe, ny asabotsy izao....
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Kilalao ratsy sy kitoatoa na tsy fahamatorana politika. Izay no fahitan’ny maro ny habetsahan’ireo mpirotsaka hofidina filoham-pirenena. Ireo mpirotsaka sy mpanao politika kosa,...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Nidina ifotony, nizaha ny fiainana andavanandron’ny mponina teny Anosibe ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy tonga saina( MTS), Ratsiraka Roland ny talata teo. Nifanakalo...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Kandidà 37 amin’ireo 48 eo ho eo no re fa nahaloa ny anto-bola firotsahana ho filoham-pirenena, araka ny tatitra tsy ofisialy azo teny amin’ny Cenit.
Ireo 37 ireo...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Niala an-daharana ny kandidàn’ny Malagasy miray sy mifankatia (Mamimi), Rakotoaritsifa Haina Hasimbola. Izany dia araka ny fanambarany amin’ny mpanao gazety, teny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Zava-baovao ny fampiasana biletà tokana. Hanahirana fa maro ireo kandidà. "Mila mampianatra ny fampiasana biletà tokana ireo kandidà", hoy ny KMF/Cnoe....
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
L’Association Liberty 32, WYLD (Women and Youth’s League for Democracy), et la plateforme d’associations des jeunes au sein de Youth Civic Center (YCC) ont effectué...