-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Tsy nandalo fotsiny ny fankalazana ny Andro eran-tany ho an’ny mozika jazz eto amintsika, na vao tamin’ny taon-dasa aza no nanapahan’ny Sampan’ny Firenena mikambana...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Raikitra fa ny 26 mey izao ka hatramin’ny 1 desambra 2013 no hanamarika sy hankalaza ny faha-25 taonany an-tsehatra i Rija Ramanantoanina.
Mialoha io fotoam-panokafana io, hisava...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Misaona ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Nindaosin’ny fahafatesana ny talata lasa teo, Ramanantsoa Exupère, talen’ny sekoly nasionalin’ny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Hiatrika ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des Champions», taranja baolina kitra ny Dortmund, avy any Alemaina. Na dia resin’ny...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fifaninanana andrasan’ny rehetra ny «Grand Open», amin’ny taranja tsipy kanetibe. Fihaonana izay karakarain’ny FCBT.
Hotolorany tapakila...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Le parti de l’ancien chef de l’Etat en exil, Marc Ravalomanana, veut recoller les morceaux brisés au lendemain du mouvement populaire de 2009. Mardi dernier à...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Cenit : Une formation des membres des Commissions électorales de district (CED) de la région Analamanga sur l'Organe de vérification et d'enregistrement des candidatures...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Mikasika io fisondrotan-karama 8% io, nilaza ny fanambaran’ny sendikà Fisemare fa «…tsy fidiny no naneken’ny solontenan’ny Fisemare...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Nitondra ny fijeriny momba ny toe-draharaham-pirenena nandritra ity krizy ity i Coco Rasamy, mpandraharaha ara-toekarena avy any Antalaha. Anisan’ny nasiany tsindrim-peo ny mikasika...
-
Jeudi 02 mai 2013 à 00:00:00
Araka ny tatitra nataon’ny CST Mara Niarisy, mirongatra ny andiam-balala any Ankazoabo Atsimo sy ny manodidina, Faritra Atsimo Andrefana.
Potika avokoa ny voly rehetra, ka manahy...