-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Nahazo tombony tamin’ny hetsika nokarakarain’ ny fikambanana Angela ny mpianatra any Analavory, ny herinandro lasa teo.
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Araka ny vaovao avy any Antsiranana, mirongatra ny asan-jiolahy sy ny herisetra ataon’ireo Foroche amin’izao fotoana izao. Teo amin’ny herinandro vitsivitsy teo no...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Tsy afa-nihetsika intsony ! Voasambotry ny polisin’ny Fip ao Tanambao V Toamasina, omaly, i Tida sy ny namany, jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-basy miharo halatra...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Tinapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, notarihin’ny Filohan’ny tetezamita, Rajoelina Andry, omaly fa horaisina an-tanana ny ady amin’ny firongatry ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Mifanipy baolina ! Natsipin’ny filankevitry ny governemanta, araka ny fivorian’izy ireo omaly teny Mahazoarivo any amin’ny Vaomieram-pifidianana mahaleo tena ho an’ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Mivadibadika toy ny andro ririnina! Nivadika amin’ny efa nambarany indray ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (FFM) araka ny taratasin-dRabotoarison, ny 27 mey teo ary mitondra ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Mikarakara hetsika ho an'ny ankizy sy ny fianakaviana « Hazakazaka ho an'ny firaisankina, Charlie Chaplin » ny Lions club Ambohimanga. Ankizy mpianatra 290 avy amin'ny sekoly 22...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Fandinihana ny hetsika manaraka, fandinihana ny ho tsangambaton'ny maintimolaly sy fanokafana ny boky volamena, ary dinidinika samihafa.
Ireo no fandaharam-potoana amin'ny fivoriambe...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Quelques jours après la fermeture de l’événement économiques de l’année, les éloges ne cessent de se bousculer en faveur des...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
+9,09% ! Io no taham-pitomboan'ny mpitsidika ny « Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara » (Fim), tamin'ity taona ity (23-26 mey teo). Niakatra ho 46.853 mantsy ireo olona tonga...