-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Le délai de dépôt de la lettre de démission auprès du bureau de la Cour électorale spéciale (CES) a expiré depuis lundi à...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Didier Robert inaugure le salon du tourisme du MadagascarZinfos 974Le Président de la Région Réunion, Didier Robert a inauguré mercredi 29 mai, le Salon du Tourisme de Madagascar inscrit au...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Mahatratra 1.800.000 ireo ankizy eo anelanelan'ny 5 ka hatramin'ny 17 taona manao asa mamoafady eto Madagasikara. Fantatra izany omaly nandritra ny fampahalalam-baovao nataon'ny tetikasa Bit...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Samy mandeha, samy mitady... Mbola izany ihany ve ireo mpanao politika? Amin’izao toe-draharaham-pirenena sarotra izao: mikatso, tsy hita izay lalan-kivoahana... Raha (ho) izany ihany,...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Nisafidy ny tsy haneho hevitra betsaka ny eo anivon’ ny ankolafy Ratsiraka manoloana izao raharaham-pirenena izao, indrindra ny momba ny fanambaran’ny Fitsarana manokana momba ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Fifidianana ihany. Anisan’ ny fitakiana nataon’ny olona ifotony avy amin’ny antoko Maitso, Hasin’i Madagasikara, tany Ambanja ireo ny faran’ny herinandro...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Hatreto, tsy mbola tafiditra anatin’ny fandaharam-potoan’ny iraky ny Sadc eto Madagasikara ny hihaona mivantana amin’ny kandidà roa hafa, izay anisan’ny...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
« Ireo mpikambana ao amin’ ny CES no rangory fototry ny afo amin’izao krizy izao. Tokony horavana io».
Nivantana, toy ny mahazatra azy, Atoa Tsiranana Pierre,...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mbola nifarana eo. Nametraka fitarainana ary mitaky ny marina eo anivon’ny Fitsarana misahana ny fifidianana (CES) ny kandidà ho filoham-pirenena, Andrianainarivelo Hajo,...
-
Jeudi 30 mai 2013 à 00:00:00
"Tsy any amin’ny fahalalana famatsiam-bola tapaka na tsia no olana amin’ny fifidianana, fa ny hoavin’izany zotram-pifidianana izany." Io no nambaran’ny...